plt_tn/1ch/14/10.md

381 B

hanome azy ireo ho anao

DH: "manome fandresena azy ireo"

Bala-perazima

Ity dia anaran-toerana.

Ny tanako

Izany dia midika ny loharanon'i Davida. D.H: "mampiasa ny tafiko"

Toy ny tondra-drano

Ny hery sy ny fandresen'ny tafik'i Davida dia noharina tamin'ny tondra-drano. D.H: "moramora"

Fa tokony hodorana ireo

D.H: "mba handoro ireo andriamani-tsy izin'izy ireo"