# hanome azy ireo ho anao DH: "manome fandresena azy ireo" # Bala-perazima Ity dia anaran-toerana. # Ny tanako Izany dia midika ny loharanon'i Davida. D.H: "mampiasa ny tafiko" # Toy ny tondra-drano Ny hery sy ny fandresen'ny tafik'i Davida dia noharina tamin'ny tondra-drano. D.H: "moramora" # Fa tokony hodorana ireo D.H: "mba handoro ireo andriamani-tsy izin'izy ireo"