plt_tn/1ch/14/10.md

20 lines
381 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hanome azy ireo ho anao
DH: "manome fandresena azy ireo"
# Bala-perazima
Ity dia anaran-toerana.
# Ny tanako
Izany dia midika ny loharanon'i Davida. D.H: "mampiasa ny tafiko"
# Toy ny tondra-drano
Ny hery sy ny fandresen'ny tafik'i Davida dia noharina tamin'ny tondra-drano. D.H: "moramora"
# Fa tokony hodorana ireo
D.H: "mba handoro ireo andriamani-tsy izin'izy ireo"