plt_tn/1ch/11/24.md

507 B

ary nalaza toy ireo telo lahy mahery izy

"Nanalaza toy ireo lehilahy telo mahery izy"

Tamin'ny ankapobeny dia izy no be voninahitra mihoatra noho ireo miaramila telo-polo. Nefa tsy nanam-boninahitra firy izy mihoatra ireo miaramila telo lahy tena sangany

DH: "Nanaja azy bebe kokoa no ireo miaramila telopolo ny vahoaka, fa tsy mihoatra noho ireo miaramila telo tena manam'pahaizana"

fiambenana ... manokana

Ity dia olona na vondron'olona tompon'Andraikitra amin'ny fiarovana olona manan-danja.