plt_tn/1ch/11/24.md

12 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ary nalaza toy ireo telo lahy mahery izy
"Nanalaza toy ireo lehilahy telo mahery izy"
# Tamin'ny ankapobeny dia izy no be voninahitra mihoatra noho ireo miaramila telo-polo. Nefa tsy nanam-boninahitra firy izy mihoatra ireo miaramila telo lahy tena sangany
DH: "Nanaja azy bebe kokoa no ireo miaramila telopolo ny vahoaka, fa tsy mihoatra noho ireo miaramila telo tena manam'pahaizana"
# fiambenana ... manokana
Ity dia olona na vondron'olona tompon'Andraikitra amin'ny fiarovana olona manan-danja.