# ary nalaza toy ireo telo lahy mahery izy "Nanalaza toy ireo lehilahy telo mahery izy" # Tamin'ny ankapobeny dia izy no be voninahitra mihoatra noho ireo miaramila telo-polo. Nefa tsy nanam-boninahitra firy izy mihoatra ireo miaramila telo lahy tena sangany DH: "Nanaja azy bebe kokoa no ireo miaramila telopolo ny vahoaka, fa tsy mihoatra noho ireo miaramila telo tena manam'pahaizana" # fiambenana ... manokana Ity dia olona na vondron'olona tompon'Andraikitra amin'ny fiarovana olona manan-danja.