plt_tn/luk/23/08.md

36 lines
649 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tena ravoravo izy
''tena ravoravo Heroda''
# efa te-hahita Azy izy
''Heroda efa te-hahita an'i Jesosy''
# Nahare ny momba Azy izy
''Heroda nahare ny momban'i Jesosy''
# nanantena
''nanantena Heroda''
# ny hahita fahagagana maro nataony
DH: ''hahita Azy hanao karazana fahagagana sasantsasany''
# Heroda nametra-panontaniana an'i Jesosy tamin'ny teny maro
''Heroda nametraka fanontaniana maro tamin'i Jesosy''
# tsy namaly na inona na inona azy
''tsy namaly'' na ''tsy nanome valin-teny an'i Heroda''
# nitsangana
''nijoro teo''
# niampanga mafy Azy
''niampanga mafy an'i Jesosy'' na ''niampanga Azy tamin'ny karazan-keloka maro''