forked from WA-Catalog/plt_tn
649 B
649 B
tena ravoravo izy
''tena ravoravo Heroda''
efa te-hahita Azy izy
''Heroda efa te-hahita an'i Jesosy''
Nahare ny momba Azy izy
''Heroda nahare ny momban'i Jesosy''
nanantena
''nanantena Heroda''
ny hahita fahagagana maro nataony
DH: ''hahita Azy hanao karazana fahagagana sasantsasany''
Heroda nametra-panontaniana an'i Jesosy tamin'ny teny maro
''Heroda nametraka fanontaniana maro tamin'i Jesosy''
tsy namaly na inona na inona azy
''tsy namaly'' na ''tsy nanome valin-teny an'i Heroda''
nitsangana
''nijoro teo''
niampanga mafy Azy
''niampanga mafy an'i Jesosy'' na ''niampanga Azy tamin'ny karazan-keloka maro''