# tena ravoravo izy ''tena ravoravo Heroda'' # efa te-hahita Azy izy ''Heroda efa te-hahita an'i Jesosy'' # Nahare ny momba Azy izy ''Heroda nahare ny momban'i Jesosy'' # nanantena ''nanantena Heroda'' # ny hahita fahagagana maro nataony DH: ''hahita Azy hanao karazana fahagagana sasantsasany'' # Heroda nametra-panontaniana an'i Jesosy tamin'ny teny maro ''Heroda nametraka fanontaniana maro tamin'i Jesosy'' # tsy namaly na inona na inona azy ''tsy namaly'' na ''tsy nanome valin-teny an'i Heroda'' # nitsangana ''nijoro teo'' # niampanga mafy Azy ''niampanga mafy an'i Jesosy'' na ''niampanga Azy tamin'ny karazan-keloka maro''