plt_tn/isa/57/18.md

20 lines
603 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# ny lalany
"ny lalan'izy ireo". Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# hampahery sy hampionona ireo izay misaona azy
"Hampitony ireo izay malahelo noho ny fijalian'ny olona nohon'ny fitondran-tena feno fahotan'izy ireo Aho"
# foroniko ny vokatr'ireo molony
Eto ny "vokatr'ireo molotra" dia manondro ny olona izay miteny. DH: "ary hataoko midera sy misaotra Ahy izy ireo"
# Fiadanana, fiadanana, ho an'ireo izay lavitra
"Nihavana tamin'ireo izay lavitra Aho." Ny teny hoe "fiadanana" dia naverina mba hanindriana.