# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # ny lalany "ny lalan'izy ireo". Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny vahoakan'Israely. # hampahery sy hampionona ireo izay misaona azy "Hampitony ireo izay malahelo noho ny fijalian'ny olona nohon'ny fitondran-tena feno fahotan'izy ireo Aho" # foroniko ny vokatr'ireo molony Eto ny "vokatr'ireo molotra" dia manondro ny olona izay miteny. DH: "ary hataoko midera sy misaotra Ahy izy ireo" # Fiadanana, fiadanana, ho an'ireo izay lavitra "Nihavana tamin'ireo izay lavitra Aho." Ny teny hoe "fiadanana" dia naverina mba hanindriana.