plt_tn/isa/57/01.md

20 lines
512 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny olon'ny fanekena mahatoky
"ny olona izay marina sy mitandrina ny lalàn'Andriamanitra" na "ny olona izay tsy mivadika amin'Andriamanitra"
# ary nangonina...miala sasatra eo am-pandriany
Ireo dia samy manondro ny fahafatesana avokoa.
# angonina tsy ho azon'ny ratsy ny marina
DH: "fa maty ny olona marina, ary haka azy ireo hiala amin'izay ratsy rehetra Yaveh''
# Miditra amin'ny fiadanana izy
"Miditra amin'ny fiadanana ny marina"
# ireo izay mandeha amin'ny fahitsiany
"ireo izay manao ny marina"