forked from WA-Catalog/plt_tn
512 B
512 B
ny olon'ny fanekena mahatoky
"ny olona izay marina sy mitandrina ny lalàn'Andriamanitra" na "ny olona izay tsy mivadika amin'Andriamanitra"
ary nangonina...miala sasatra eo am-pandriany
Ireo dia samy manondro ny fahafatesana avokoa.
angonina tsy ho azon'ny ratsy ny marina
DH: "fa maty ny olona marina, ary haka azy ireo hiala amin'izay ratsy rehetra Yaveh''
Miditra amin'ny fiadanana izy
"Miditra amin'ny fiadanana ny marina"
ireo izay mandeha amin'ny fahitsiany
"ireo izay manao ny marina"