# ny olon'ny fanekena mahatoky "ny olona izay marina sy mitandrina ny lalàn'Andriamanitra" na "ny olona izay tsy mivadika amin'Andriamanitra" # ary nangonina...miala sasatra eo am-pandriany Ireo dia samy manondro ny fahafatesana avokoa. # angonina tsy ho azon'ny ratsy ny marina DH: "fa maty ny olona marina, ary haka azy ireo hiala amin'izay ratsy rehetra Yaveh'' # Miditra amin'ny fiadanana izy "Miditra amin'ny fiadanana ny marina" # ireo izay mandeha amin'ny fahitsiany "ireo izay manao ny marina"