plt_tn/isa/44/01.md

20 lines
678 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Jakoba mpanompoko
Io dia manondro ireo taranak'i Jakoba. DH: "ireo taranak'i Jakoba, mpanompoko"
# Izy izay nanao anao sy namolavola anao tao am-bohoka
Ny fahariana ny firenen'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe namolavola firenena toy ny zazakely ao an-kibon-dreniny izany. DH: "Izy izay nanao anao, toy ny namolavolako zazakely tao am-bohoka"
# sy ianao, ry Jesorona, izay nofidiako
Ny matoanteny dia afaka ampidirina avy amin'ny andianteny teo aloha. DH: "ary aza matahotra ianao, ry Jesorona, izay nofidiako"
# Jesorona
Io ihany koa dia manondro ny vahoakan'Israely.