# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Jakoba mpanompoko Io dia manondro ireo taranak'i Jakoba. DH: "ireo taranak'i Jakoba, mpanompoko" # Izy izay nanao anao sy namolavola anao tao am-bohoka Ny fahariana ny firenen'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe namolavola firenena toy ny zazakely ao an-kibon-dreniny izany. DH: "Izy izay nanao anao, toy ny namolavolako zazakely tao am-bohoka" # sy ianao, ry Jesorona, izay nofidiako Ny matoanteny dia afaka ampidirina avy amin'ny andianteny teo aloha. DH: "ary aza matahotra ianao, ry Jesorona, izay nofidiako" # Jesorona Io ihany koa dia manondro ny vahoakan'Israely.