forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
873 B
Markdown
20 lines
873 B
Markdown
|
# Amin'iza ary no hampitahanao Ahy, iza no mitovy Amiko?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana fampisainana mitovy ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy misy olona tahaka Azy. DH: "Tsy misy olona izay azo ampitahaina Amiko. Tsy misy olona izay mitovy Amiko."
|
||
|
|
||
|
# Iza no namorona ireo kintana rehetra ireo?
|
||
|
|
||
|
Io dia fanontaniana izay miandry valiny. DH: "Namorona ireo kintana rehetra ireo Yaveh!"
|
||
|
|
||
|
# Mamoaka azy ireo amin'ny antokony Izy
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "antokony" dia manondro ny antoko miaramila. Resahin'ny mpaminany toy ny hoe miaramila izay nobaikon'i Yaveh mba hipoitra ireo kintana.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny halehiben'ny heriny sy tamin'ny tanjaky ny fahefany
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "ny halehiben'ny heriny" sy "sy ny tanjaky ny fahefany" dia mamorona poa-droa izay manindry ny herin'i Yaveh. DH: "Tamin'ny halehiben'ny hery sy ny tanjaka mahery"
|
||
|
|
||
|
# nisy iray tsy teo
|
||
|
|
||
|
DH: "teo avokoa izy rehetra"
|