forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
728 B
Markdown
20 lines
728 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy ny vavaka nosoratany ihany Hezekia.
|
||
|
|
||
|
# Fa tsy misaotra anao ny fiainan-tsy hita; tsy midera anao ny fahafatesana
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "fiainan-tsy hita" sy "fahafatesana" dia manondro ny "olona maty". DH: "Fa tsy misaotra Anao ireo izay any amin'ny fiainan-tsy hita; tsy midera Anao ny olona maty"
|
||
|
|
||
|
# ireo izay midina ao anaty lavaka
|
||
|
|
||
|
"ireo izay mankany am-pasana"
|
||
|
|
||
|
# tsy manantena ny fahamendreham-pitokisanao
|
||
|
|
||
|
"tsy manana fanantenana amin'ny fahamendreham-pitokisanao". Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Ny olombelona, ny olombelona
|
||
|
|
||
|
Mamerina io andianteny io Hezekia mba hanindriana fa ny olona velona ihany, fa tsy ny olona maty, no afaka manome fisaorana an'i Yaveh.
|