# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy ny vavaka nosoratany ihany Hezekia. # Fa tsy misaotra anao ny fiainan-tsy hita; tsy midera anao ny fahafatesana Eto ny hoe "fiainan-tsy hita" sy "fahafatesana" dia manondro ny "olona maty". DH: "Fa tsy misaotra Anao ireo izay any amin'ny fiainan-tsy hita; tsy midera Anao ny olona maty" # ireo izay midina ao anaty lavaka "ireo izay mankany am-pasana" # tsy manantena ny fahamendreham-pitokisanao "tsy manana fanantenana amin'ny fahamendreham-pitokisanao". Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh. # Ny olombelona, ny olombelona Mamerina io andianteny io Hezekia mba hanindriana fa ny olona velona ihany, fa tsy ny olona maty, no afaka manome fisaorana an'i Yaveh.