plt_tn/isa/35/08.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity andininy ity dia manohy ny fanoritsoritana ny hoavy mamirapiratry ny vahoakan'Andriamanitra.
# Ny lalam-be any dia ho antsoina hoe Lalana Masina
DH: "Hisy lalana izay antsoina hoe Ilay Lalana Masina ao"
# lalam-be
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 11:16 ihany io teny io.
# ny maloto
Io dia manondro ny olona maloto. Ny olona izay heverin'Andriamanitra ho tsy ankasitrahana ara-panahy na maloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana mihitsy ilay olona. DH: "Ireo izay maloto" na "Ny olona izay tsy ankasitrahan'Andriamanitra" (UDB)
# izay mandeha eo amin'izany
Io dia fomba fiteny. Eto ny hoe "mandeha" dia manondro ny hoe "miaina". Io dia manondro ny olona izay miaina amin'ny fiainana masina. DH: "izay miaina amin'ny fomba masina" na "izay miaina fiainana masina"
# tsy ho hita ao izy ireo
DH: "tsy hisy olona hahita azy ireo ao"
# izay voavonjy
Io dia manondro ny olona izay novonjen'Andriamanitra. DH: "ireo izay novonjena" na "ireo izay novonjen'Andriamanitra"