plt_tn/isa/32/04.md

36 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy manoritsoritra ny vahoaka aorian'ny hamerenan'Andriamanitra ireo mpanapaka marina any Joda indray Isaia. (Jereo: 32:1)
# Ny maimaika...ny mibadabada
Io dia manondro ny olona izay manao zavatra an-kamehana sy ny olona izay mibadabada. DH: "Ny olona maimaika...ny olona mibadabada"
# Ny adala dia tsy ho antsoina intsony hoe mendrika
DH: "Tsy hisy olona hanome voninahitra ny adala"
# Fa ny adala dia miteny fahadalana, ary ny fony dia manao teti-dratsy
"Ny adala" dia manondro ny olona adala. Ny "adala" sy ny "ratsy fanahy" ihany koa dia azo ambara amin'ny tambinteny. DH: "Fa ny olona adala milaza zavatra adala ary manao tetika ratsy ny fony"
# fony dia manao teti-dratsy
Eto ny olona adala dia tondroina amin'ny fony mba hanindriana ny eritreriny. DH: "mikasa zavatra ratsy ao am-pony izy"
# na ny mpamitaka ho antsoina hoe hajaina
"Ny mpamitaka" dia manondro olona izay mamitaka. DH: "na hisy olona maneho fanajana ny olona izay mamitaka"
# Hampanoana...izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona adala.
# Hampanoana ireo noana
"Ny noana" dia manondro ny olona noana. Noana izy ireo satria foana ny vavoniny. DH: "foana ny vavonin'ny olona noana"
# ahatonga ireo mangetaheta tsy hanana zavatra ho sotroina
"Ny mangetaheta" dia manondro ny olona izay mangetaheta. DH: "mahatonga ny olona mangetaheta tsy hisy ho sotroina izy"