plt_tn/isa/28/05.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 1:9 io.
# ho lasa satro-boninahitra tsara tarehy sy diademan'ny hatsaràna
Yaveh dia resahina toy ny hoe lasa satro-boninahitra tsara tarehy izay hanaovan'ny olona izay tahaka ny tena mpanjakan'izy ireo izay manome voninahitra Azy.
# satro-boninahitra tsara tarehy sy diademan'ny hatsaràna
Ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "satro-boninahitra tsara tarehy "
# vahoakany, fanahin'ny rariny ho azy izay mipetraka amin'ny fitsarana, ary hery
DH: "vahoakany. Hahatonga ireo mpitsara ho marina sy hanome hery azy ireo Yaveh"
# fanahin'ny rariny
Ny olona izay manana ny "fanahin'ny rariny" dia olona izay manana ny toetran'ny fahamarinana ary olo-marina.
# mipetraka amin'ny fitsarana
Io dia fomba fiteny izay midika fa manana fahefana hitsara ilay olona.
# ary hery ho an'ireo izay mampiverina ireo fahavalony eo am-bavahadin'izy ireo
Eto ny hoe "mampiverina" dia fomba fiteny izay midika hoe mandresy an'ady. DH: "ary hahatonga ireo miaramila hahery Yaveh mba handresy ny fahavalony izy ireo rehefa manafika ny tanànany ireo fahavalon'izy ireo"