plt_tn/hos/07/10.md

24 lines
777 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# Ny avonavon'Israely dia vavolombelona miampanga azy
Izany dia mamaritra ny "avonavona" ho tahaka ny olona izay mijoro vavolombelona miampanga ny vahoakan'Israely eo amin'ny fitsarana.
# na nitady Azy
Ny tsy firaharahian'Israely an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe very Izy ary tsy niezaka ny hitady Azy izy ireo. DH: "na niezaka ny hisarika Azy hihaino azy ireo"
# na dia teo aza izany rehetra izany
Eto "izany" dia manondro an'Andriamanitra mamela ny vahiny handresy azy ireo ka hahatonga azy ireo ho osa.
# Efraima dia toy ny voromailala, minomino foana ary tsy misy saina
Ny voromailala dia noheverina ho vorona adaladala.
# Egypta ... Asyria
Firenena matanjaka izay azon'Israely nangatahana fanampiana ireo.