plt_tn/heb/03/14.md

32 lines
949 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia manohy ny teny nindramina avy tao amin'ny bokin'ny Salamo ihany izay nolazaina tao amin'ny 3:7
# Fa isika dia tonga
Eto ny teny hoe "isika" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpamaky.
# raha toa ka mihazona mafy ny fahatokisantsika Azy
"raha manohy mahatoky tanteraka Azy isika"
# hatrany am-piandohana
"hatramin'ny nanombohantsika nino Azy voalohany"
# hatrany amin'ny fiafarana
Ity dia fomba mihaja hanehoana ny fahafatesan'ny olona iray. DH: "mandrapaha-fatintsika"
# efa voalaza hoe
DH: "ny mpanoratra dia nanoratra"
# "Anio, raha mandre ... ianareo
Ny baikon'Andriamanitra tamin'Isiraely dia resahina toy ny hoe nanome azy ireo tamin'ny feo tsara Izy. DH: "Raha mandre an'Andriamanitra miteny ianareo." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 3:7.
# toy ny amin'ny fikomiana
DH: "tahaka ireo razambenareo rehefa nikomy nanohitra an'Andriamanitra.'' jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 3:7