# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny teny nindramina avy tao amin'ny bokin'ny Salamo ihany izay nolazaina tao amin'ny 3:7 # Fa isika dia tonga Eto ny teny hoe "isika" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpamaky. # raha toa ka mihazona mafy ny fahatokisantsika Azy "raha manohy mahatoky tanteraka Azy isika" # hatrany am-piandohana "hatramin'ny nanombohantsika nino Azy voalohany" # hatrany amin'ny fiafarana Ity dia fomba mihaja hanehoana ny fahafatesan'ny olona iray. DH: "mandrapaha-fatintsika" # efa voalaza hoe DH: "ny mpanoratra dia nanoratra" # "Anio, raha mandre ... ianareo Ny baikon'Andriamanitra tamin'Isiraely dia resahina toy ny hoe nanome azy ireo tamin'ny feo tsara Izy. DH: "Raha mandre an'Andriamanitra miteny ianareo." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 3:7. # toy ny amin'ny fikomiana DH: "tahaka ireo razambenareo rehefa nikomy nanohitra an'Andriamanitra.'' jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 3:7