plt_tn/heb/03/01.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity fampitandremana faharoa ity dia lava sy manazava tsara kokoa ary manpiditra ny toko faha 3 sy faha 4. Ny mpanoratra dia manomboka amin'ny fanehoana fa Kristy dia tsara kokoa noho ny mpanompony Mosesy.
# ry rahalahy masina
Eto ny teny hoe "rahalahy" dia maneho ireo namana Kristiana, na lahy na vavy. DH: "ry rahalahy sy anabavy masina" na "ry namako mpino masina"
# nizara ny antson'ny lanitra ianareo
Eto ny teny hoe "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra niantso antsika miaraka"
# apostoly
Eto izany teny izany dia midika olona izay nirahina. Eto amin'ity andininy ity, dia tsy maneho na dia iray amin'ireo apostoly roa ambin'ny folo aza izany. DH: "ilay iray izay nirahina"
# izay ekentsika
DH: "izay inoantsika"
# tao an-tranon'Andriamanitra
Ny olona Hebreo izay nanehon'Andriamanitra ny tenany dia resahina toy ny hoe ao an-trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "ho an'ireo olon' Andriamanitra rehetra"
# Jesosy dia efa noraisina
DH: "Andriamanitra dia nandray an'i Jesosy"
# ny iray izay nanorina ny zavatra rehetra
Ny asan'Andriamanitra tamin'ny famoronana izao tontolo izao dia resahina toy ny hoe nanamboatra trano Izy.
# Fa ny trano rehetra dia nisy olona nanorina
DH: "ny trano rehetra dia nanana olona nanamboatra izany"