plt_tn/hab/02/09.md

44 lines
999 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaladiana izy.
# Izay fatra-pila harena amin'ny fanaovan-dratsy ho tombony ho an'ny ankohonany
"Izay miasa tsy am-pahamendrehana mba ho tombony ho an'ny fianakaviany"
# Manorina ny akaniny amin'ny ambony
"Manorina ny tranony ho lavitry ny korontana"
# Ampelantanan'ny ratsy
DH: "ampelatanan'ny ratsy," hatao "ratsy" tahaka ny olona na "olon-dratsy"
# Nizara fahamenarana ho an'ireo ankohonanao ianao tamin'ny nandringananao olona maro
"Satria nandringana olona maro ianao, dia hijaly ny fianakavianao"
# Ianao
Tokana
# Mandringana
Manimba
# Nanota tamin'ny tenanao.
"Mandratra ny tenanao"
# Ireo vato ... ireo vata-kazo
Maneho ny olona voaratra amin'ny fanamboarana trano ny "vato" sy ny "vata-kazo", maneho ny olona voaratran'ireo Kaladeana izay miverina.
# Hihiaka
Miapanga amin'Andriamanitra hanohitra ny mpanangana trano
# Hamaly azy ireo
Miaiky amin'ireo fiapangana