# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaladiana izy. # Izay fatra-pila harena amin'ny fanaovan-dratsy ho tombony ho an'ny ankohonany "Izay miasa tsy am-pahamendrehana mba ho tombony ho an'ny fianakaviany" # Manorina ny akaniny amin'ny ambony "Manorina ny tranony ho lavitry ny korontana" # Ampelantanan'ny ratsy DH: "ampelatanan'ny ratsy," hatao "ratsy" tahaka ny olona na "olon-dratsy" # Nizara fahamenarana ho an'ireo ankohonanao ianao tamin'ny nandringananao olona maro "Satria nandringana olona maro ianao, dia hijaly ny fianakavianao" # Ianao Tokana # Mandringana Manimba # Nanota tamin'ny tenanao. "Mandratra ny tenanao" # Ireo vato ... ireo vata-kazo Maneho ny olona voaratra amin'ny fanamboarana trano ny "vato" sy ny "vata-kazo", maneho ny olona voaratran'ireo Kaladeana izay miverina. # Hihiaka Miapanga amin'Andriamanitra hanohitra ny mpanangana trano # Hamaly azy ireo Miaiky amin'ireo fiapangana