plt_tn/gen/41/35.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nanome toro-hevitra an'i Farao i Josefa
# Aoka izy ireo hanangona
"Avelao hanangona ireo tompon'andraikitra"
# amin'io taona tsara izay ho avy io
Miresaka ireo taona toy ny zavatra izay mandeha ary tonga amin'ny toerana iray izany. DH: "mandritra ny taona tsara izay ho avy tsy ho ela"
# hitahiry ny vokatra eo ambany fahefan'i Farao
Ny andian-teny "ambany fahefan'i Farao" dia midika hoe i Farao no manome ny fahefana. DH: "mampiasa ny fahefan'i Farao mba hanangonana ny vokatra"
# Tokony arovan'izy ireo izany
Manangona ny vokatra mandritra ny fotoana vitsivitsy izay mbola misy sakafo kely. DH: "Ireo tompon'andraikitra dia tokony hanajanona miaramila any hiambina ny vokatra"
# Ny sakafo dia ho famatsiana ho an'ny tany
Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. DH: "Ho an'ny olona izany sakafo izany"
# Amin'izany fomba izany ny tany dia tsy ho ringan'ny mosary
Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. Afaka atao izany hoe: DH: "Amin'izany fomba izany no tsy hahamosarena ny olona mandritry ny mosary"