# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nanome toro-hevitra an'i Farao i Josefa # Aoka izy ireo hanangona "Avelao hanangona ireo tompon'andraikitra" # amin'io taona tsara izay ho avy io Miresaka ireo taona toy ny zavatra izay mandeha ary tonga amin'ny toerana iray izany. DH: "mandritra ny taona tsara izay ho avy tsy ho ela" # hitahiry ny vokatra eo ambany fahefan'i Farao Ny andian-teny "ambany fahefan'i Farao" dia midika hoe i Farao no manome ny fahefana. DH: "mampiasa ny fahefan'i Farao mba hanangonana ny vokatra" # Tokony arovan'izy ireo izany Manangona ny vokatra mandritra ny fotoana vitsivitsy izay mbola misy sakafo kely. DH: "Ireo tompon'andraikitra dia tokony hanajanona miaramila any hiambina ny vokatra" # Ny sakafo dia ho famatsiana ho an'ny tany Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. DH: "Ho an'ny olona izany sakafo izany" # Amin'izany fomba izany ny tany dia tsy ho ringan'ny mosary Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. Afaka atao izany hoe: DH: "Amin'izany fomba izany no tsy hahamosarena ny olona mandritry ny mosary"