plt_tn/gen/28/20.md

24 lines
859 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanao voady
''nivoady'' na ''nanao fianianana manetriketrika tamin'Andriamanitra''
# Raha (...)Andriamanitra ... dia Yaveh no ho Andriamanitro
miresaka amin'Andriamanitra i Jakoba. Afaka atao izany hoe: DH: "Raha (...)Ianao ... dia Ianao, Yaveh, no ho Andriamanitra izay hotompoko" (UDB)
# amin'ity lalana izay andehanako ity
Milaza ny dian'i Jakoba hitady vady sy hiverina hody izany. DH: "amin'ny diany"
# hanome ahy mofo hohanina
Eto ''ny mofo'' dia milaza ny sakafo amin'ny ankapobeny.
# ho any an-tranon-draiko
Eto ny ''trano'' dia ilazana ny fianakavian'i Jakoba. DH: "ho any amin'ny raiko sy ny fianakaviako sisa''
# vato masina
Midika izany fa ilay vato dia hanamarika ny toerana izay nisehoan'Andriamanitra taminy ary ho toerana izay hahafahan'ny olona manompo amin'Andriamanitra. DH: "tranon'Andriamanitra'' na ''toeran'Andriamanitra''