plt_tn/gen/21/17.md

28 lines
924 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny feon'ny zazalahy
"ny feon'ny zazalahy kely." Eto ny "feo" dia ilazana ny feon'ny tomaniny na ny resak'ilay zaza lahy kely. DH: "Ny feon'i Ismaela" (UDB)
# ilay anjelin'Andriamanitra
"mpitondra hafatra avy amin'Andriamanitra" na "mpitondra hafatr'Andriamanitra"
# avy any an-danitra
Eto ny "lanitra" dia midika ho toerana fonenan'Andriamanitra.
# Inona ny olanao
"inona no tsy mety" na "nahoana ianao no mitomany"
# ny feon'ny zazalahy eo amin'izay hitoerany
Eto ny "feo" dia ilazana ny feon'ny tomaniny na ny resak'ilay zaza lahy kely. DH: "Ny feon'ny zaza lahy kely izay matory atsy"
# atsangano ny zaza
"ampio ny zaza hitsangana"
# fa Izaho hanao azy ho firenena lehibe
Ny hoe hanao an'i Ismaela ho firenen-dehibe dia manana dika fa Andriamanitra hanome taranaka maro ho azy izay ho tonga firenen-dehibe. DH: "Hataoko ho firenen-dehibe ireo taranany" na "hataoko ho tonga razamben'ny firenen-dehibe izy"