# ny feon'ny zazalahy "ny feon'ny zazalahy kely." Eto ny "feo" dia ilazana ny feon'ny tomaniny na ny resak'ilay zaza lahy kely. DH: "Ny feon'i Ismaela" (UDB) # ilay anjelin'Andriamanitra "mpitondra hafatra avy amin'Andriamanitra" na "mpitondra hafatr'Andriamanitra" # avy any an-danitra Eto ny "lanitra" dia midika ho toerana fonenan'Andriamanitra. # Inona ny olanao "inona no tsy mety" na "nahoana ianao no mitomany" # ny feon'ny zazalahy eo amin'izay hitoerany Eto ny "feo" dia ilazana ny feon'ny tomaniny na ny resak'ilay zaza lahy kely. DH: "Ny feon'ny zaza lahy kely izay matory atsy" # atsangano ny zaza "ampio ny zaza hitsangana" # fa Izaho hanao azy ho firenena lehibe Ny hoe hanao an'i Ismaela ho firenen-dehibe dia manana dika fa Andriamanitra hanome taranaka maro ho azy izay ho tonga firenen-dehibe. DH: "Hataoko ho firenen-dehibe ireo taranany" na "hataoko ho tonga razamben'ny firenen-dehibe izy"