plt_tn/gen/18/27.md

28 lines
829 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
Ny andian-teny hoe: "Indro" dia manintona ny saintsika ny amin'ny fampahafantarana manaitra izay ho avy manaraka.
# namela ahy niresaka
"Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako hiresaka aminao" na "Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako miresaka"
# taminy ny Tompoko
Naneho ny fanajany an'i Yaveh tamin'ny firesahana taminy tahaka ny miresaka amin'ny olon-kafa i Abrahama. DH: "aminao, ry tompoko"
# vovoka sy lavenona ihany
Sarinteny manoritsoritra an'i Abrahama toy ny olombelona, izay ho faty ary ho lasa vovoka sy lavenona ny vatany. DH: "olombelona mety maty ihany" na "toy ny tsy misy ilana azy tahaka ny vovoka sy lavenona"
# latsaka dimy ny dimam-polo marina
"olona dimy amby efapolo ihany"
# nohon'ny dimy tsy ampy
"raha misy dimy olo-marina dimy monja"
# Tsy handrava izany Aho
"Tsy handrava an'i Sodoma Aho"