# Indro Ny andian-teny hoe: "Indro" dia manintona ny saintsika ny amin'ny fampahafantarana manaitra izay ho avy manaraka. # namela ahy niresaka "Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako hiresaka aminao" na "Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako miresaka" # taminy ny Tompoko Naneho ny fanajany an'i Yaveh tamin'ny firesahana taminy tahaka ny miresaka amin'ny olon-kafa i Abrahama. DH: "aminao, ry tompoko" # vovoka sy lavenona ihany Sarinteny manoritsoritra an'i Abrahama toy ny olombelona, izay ho faty ary ho lasa vovoka sy lavenona ny vatany. DH: "olombelona mety maty ihany" na "toy ny tsy misy ilana azy tahaka ny vovoka sy lavenona" # latsaka dimy ny dimam-polo marina "olona dimy amby efapolo ihany" # nohon'ny dimy tsy ampy "raha misy dimy olo-marina dimy monja" # Tsy handrava izany Aho "Tsy handrava an'i Sodoma Aho"