plt_tn/ezk/36/01.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela. Izao ny hafany dia ho an'ireo tendrombohitr'Israely.
# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# maminania amin'ireo tendrombohitr'Israely
Ezekiela dia tian'Andriamanitra hiresaka amin'ireo tendrombohitra toy ny hoe olona izy ireo.
# Hia
Ity dia fomba fiteny ho an'ny hafaliana. Izany dia afaka adika hoe "tena faly aho" na "lehibe izany"
# ireo toerana avo fahagola
Ity dia maneho an'ireo tendrombohitra avon'Israely. DH: "ireo tendrombohitra tena efa ela."
# Lasa fanananay
"anay ankehitriny"
# Nohon'ny faharavanareo
DH: "satria lasa rava ireo tendrombohitrareo"
# nohon'ny fanafihana izay tonga teo aminareo avy any amin'ny lafiny rehetra
"satria ianareo notafihana avy any amin'ny lalana rehetra" na "satria ireo fahavalonareo nanafika anareo avy any amin'ny lalana rehetra"
# efa lasa foto-kevitry ny molotra sy ny lela mpanendrikendrika ianareo, ary tantaran'ny olona
DH: "Ny vahoaka dia milaza zavatra ratsy momba anareo, ary ireo firenena dia milaza tantara ratsy momba anareo"
# molotra sy ny lela mpanendrikendrika
DH: "teny manendrikendrika"