plt_tn/ezk/31/08.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.
# Tsy afa-nitaha tamin'izany ireo sedera tao amin'ny sahan'Andriamanitra
Satria ireo dia tenin'Andriamanitra tamin'i Farao, afaka adika hoe "tsy lehibe toy izany hazo izany ilay hazo sedera teo an-tsahako."
# ny sahan'Andriamanitra
Ity dia fomba hafa hanehoana "ny sahan'i Edena."
# Tsy nisy tamin'ireo kypreso no sahala tamin'ny sampany
Yaveh dia nampitaha ny isan'ireo sampana maro nananan'ireo hazo. DH: "Tsy nisy nanana sampana maro toy ilay sedera ireo kypreos."
# kypreso
Ny kypreso dia manana sampana tena maro. Afaka maniry ho tena avo ireo.
# ny hazo platana tsy nitaha tamin'ny rantsany
Tiana ambara eto fa Yaveh dia nampitaha ireo sampana lavan'ny sedera tamin'ny sampana lavan'ny hazo platana. DH: "ny hazo platana dia tsy nanana sampana toy ny sedera." na "tsy misy hazo platana manana sampana lava toy ireo sampan'ny hazo sedera"
# hazo platana
Ny hazo platana dia lehibe, hazo mikirindro miaraka amin'ny sampana mafy. Mitovy amin'ny hazo amontana ireo.
# nitovy tamin'izany tamin'ny fahatsarany
"tsara toy ny hazo sedera"
# Nataoko tsara tarehy tamin'ny sampany maro izany
"nataoko tsara tarehy ilay sedera tamin'ny fanomezana sampana maro izany"
# nialona izany
"nialona an'ilay hazo sedera"