# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera. # Tsy afa-nitaha tamin'izany ireo sedera tao amin'ny sahan'Andriamanitra Satria ireo dia tenin'Andriamanitra tamin'i Farao, afaka adika hoe "tsy lehibe toy izany hazo izany ilay hazo sedera teo an-tsahako." # ny sahan'Andriamanitra Ity dia fomba hafa hanehoana "ny sahan'i Edena." # Tsy nisy tamin'ireo kypreso no sahala tamin'ny sampany Yaveh dia nampitaha ny isan'ireo sampana maro nananan'ireo hazo. DH: "Tsy nisy nanana sampana maro toy ilay sedera ireo kypreos." # kypreso Ny kypreso dia manana sampana tena maro. Afaka maniry ho tena avo ireo. # ny hazo platana tsy nitaha tamin'ny rantsany Tiana ambara eto fa Yaveh dia nampitaha ireo sampana lavan'ny sedera tamin'ny sampana lavan'ny hazo platana. DH: "ny hazo platana dia tsy nanana sampana toy ny sedera." na "tsy misy hazo platana manana sampana lava toy ireo sampan'ny hazo sedera" # hazo platana Ny hazo platana dia lehibe, hazo mikirindro miaraka amin'ny sampana mafy. Mitovy amin'ny hazo amontana ireo. # nitovy tamin'izany tamin'ny fahatsarany "tsara toy ny hazo sedera" # Nataoko tsara tarehy tamin'ny sampany maro izany "nataoko tsara tarehy ilay sedera tamin'ny fanomezana sampana maro izany" # nialona izany "nialona an'ilay hazo sedera"