plt_tn/exo/35/34.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Mosesy.
# Nataony tao am-pony mba hampianarana izany
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Bezalela. Ny fahaizana mampianatra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka apetraka ao am-po. DH: "Nomeny an'i Bezalela ny fahaizana hampianatra"
# Nameno azy ireo tamin'ny fahaiza-manao zavatra
Ny fahaizana mamorona zavatra kanto dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka mameno olona izany. DH: "nahatonga azy ireo ho mahay tokoa"
# Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka, avy amin'ny fokon'i Dana
"Oholiaba" sy "Ahisamaka" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6.
# mpanao asa sokitra
olona izay misikotra sary eo amin'ny zavatra mafy tahaka ny hazo, vato, na vy
# mpanao peta-kofehy
olona izay manjaitra sary eo amin'ny akanjo
# mpanao asa-tanana
olona izay manam-pahaizana amin'ny fanaovan-javatra tsara amin'ny tanana
# mpanenona
olona izay mamorona lamba amin'ny kofehy
# mpamorona asa kanto
olona izay mamorona zava-kanto