plt_tn/exo/02/21.md

16 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanaiky hiara-hipetraka tamin'ilay lehilahy i Mosesy
''Nanaiky ny hipetraka niaraka an'i Regoela i Mosesy''
# Zipora
Io dia zanakavavin'i Regoela.
# Gersoma
Izany dia zanakalahin'i Mosesy.
# vahiny aty amin'ny tanin'ny firenena hafa
''mpivahiny ao amin'ny tanin'ny firenena hafa''