Nanaiky hiara-hipetraka tamin'ilay lehilahy i Mosesy
''Nanaiky ny hipetraka niaraka an'i Regoela i Mosesy''
Zipora
Io dia zanakavavin'i Regoela.
Gersoma
Izany dia zanakalahin'i Mosesy.
vahiny aty amin'ny tanin'ny firenena hafa
''mpivahiny ao amin'ny tanin'ny firenena hafa''