# Nanaiky hiara-hipetraka tamin'ilay lehilahy i Mosesy ''Nanaiky ny hipetraka niaraka an'i Regoela i Mosesy'' # Zipora Io dia zanakavavin'i Regoela. # Gersoma Izany dia zanakalahin'i Mosesy. # vahiny aty amin'ny tanin'ny firenena hafa ''mpivahiny ao amin'ny tanin'ny firenena hafa''