plt_tn/deu/28/33.md

20 lines
682 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# firenena
Eto ny hoe "firenena" dia midika hoe ny vahoaka avy any amin'ny firenena iray. DH: "vahoaka avy any amin'ny firenena iray"
# hampahoriana sy ho potehina mandrakariva ianao
Ny teny hoe "ampahoriana" sy "potehina" dia manana dika mitovy. DH: "hampahory sy hamotika anao mandrakariva izy ireo" na "hampahory anao hatrany izy ireo"
# mba hahatonga anao ho very saina noho izay zava-mitranga hitanao
"hahalasa adala anao izay hitanao"
# ary tsy ho sitrana amin'izany ianao
DH: "tsy hisy olona afaka hanasitrana anao"