# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # firenena Eto ny hoe "firenena" dia midika hoe ny vahoaka avy any amin'ny firenena iray. DH: "vahoaka avy any amin'ny firenena iray" # hampahoriana sy ho potehina mandrakariva ianao Ny teny hoe "ampahoriana" sy "potehina" dia manana dika mitovy. DH: "hampahory sy hamotika anao mandrakariva izy ireo" na "hampahory anao hatrany izy ireo" # mba hahatonga anao ho very saina noho izay zava-mitranga hitanao "hahalasa adala anao izay hitanao" # ary tsy ho sitrana amin'izany ianao DH: "tsy hisy olona afaka hanasitrana anao"