plt_tn/deu/24/08.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Mitandrema ... mba hahafahanao manara-maso tsara ... Tsarovy ny nataon'i Yaveh Andriamanitrao
Mosesy eto dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Mitandrema amin'ny areti-mandringan'ny habokana
"mitandrema raha mijalin'ny habokana ianao" na "mitandrema raha misy habokana ianao"
# ny toromarika rehetra izay nomena anareo sy izay nampianarin'ireo mpisorona, ireo Levita anareo
DH: "ireo toromarika rehetra izay nomeko anareo sy izay nampianarin'ireo mpisorona, izay Levita anareo mba hatao"
# nampianarina anareo ... ka ho arahinareo ... avy tany Egypta ianareo.
Mosesy eto dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina.
# araka ny nandidiako azy ireo, ka ho arahinareo
"tsy maintsy maka antoka ianareo fa hanao izay nandidiko azy ireo"
# nandidiko azy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpisorona, izay Levita.
# Tsarovy
Fomba fiteny ity. DH: "tadidio"
# rehefa avy tany Egypta ianareo
"nandritry ny fotoana nialanareo tao Egypta"