# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Mitandrema ... mba hahafahanao manara-maso tsara ... Tsarovy ny nataon'i Yaveh Andriamanitrao Mosesy eto dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Mitandrema amin'ny areti-mandringan'ny habokana "mitandrema raha mijalin'ny habokana ianao" na "mitandrema raha misy habokana ianao" # ny toromarika rehetra izay nomena anareo sy izay nampianarin'ireo mpisorona, ireo Levita anareo DH: "ireo toromarika rehetra izay nomeko anareo sy izay nampianarin'ireo mpisorona, izay Levita anareo mba hatao" # nampianarina anareo ... ka ho arahinareo ... avy tany Egypta ianareo. Mosesy eto dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina. # araka ny nandidiako azy ireo, ka ho arahinareo "tsy maintsy maka antoka ianareo fa hanao izay nandidiko azy ireo" # nandidiko azy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpisorona, izay Levita. # Tsarovy Fomba fiteny ity. DH: "tadidio" # rehefa avy tany Egypta ianareo "nandritry ny fotoana nialanareo tao Egypta"