plt_tn/deu/21/22.md

28 lines
996 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray ihany izy, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Raha nanao fahotana mendrika fahafatesana ny olona iray
"raha nanao zavatra tena ratsy ny olona iray ka mila manasazy azy amin'ny famonoana azy ianao"
# vonoina izy
DH: "mamono azy ianao"
# ka haraviravinao eny amin'ny hazo
Ireo mety ho heviny 1) "ary rehefa maty izy dia hahantonao eny amin'ny hazo" na "ka vonoinao izy amin'ny fanantonana azy eny amin'ny hazo"
# alevinao amin'io andro io ihany izy
"alevinao amin'ilay andro namonoanao azy izy"
# satria na iza na iza naraviravy dia voahozon'Andriamanitra
DH: ireo mety ho heviny dia 1) "satria Andriamanitra manozona an'izay rehetra haraviravin'ny olona eny amin'ny hazo" ary 2) "haraviravin'ny olona eny amin'ny hazo ireo izay nozonin'Andriamanitra."
# tsy handoto ny tany
amin'ny famelana zavatra izay nozonin' Andriamanitra hiantona eny amin'ny hazo.