plt_tn/deu/07/17.md

28 lines
925 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.
# Raha milaza ao am-ponao ianao ... aza matahotra
Tokony tsy hatahotra ireo olona na dia hitan'izy ireo aza fa mahery kokoa noho izy ireo firenena. DH: "Na dia milaza ao am-poanao aza ianao"
# milaza ao am-ponao
Fomba fiteny ity. DH: "mieritreritra"
# ahoana no handreseko ireo?
Mosesy dia mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa mety hatahotra ireo firenena hafa ireo vahoaka. DH: "tsy afaka ny handresy azy ireo aho"
# hahatsiaro
Fomba fiteny izany. DH: "tsy maintsy tsaroanao"
# izay hitan'ny masonao
Eto ny hoe "maso" dia maneho izay hitan'ny olona. DH: "izay hitanao"
# ny tanana mahery, sy sandry mitsotra
Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mitsotra" dia sarin-teny ho an'ny fahefan'i Yaveh. DH: "sy ny fahefana mahery." Adikao toy ny ao amin'ny 4:34 ity.