plt_tn/dan/11/01.md

24 lines
853 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny Daniela 11:1 hatramin'ny 12:4, ilay resahan'i Daniela ao amin'ny toko faha 10 dia miteny aminy izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny marina. Izany dia araka ny nolazainy hataony ao amin'ny 10:20
# Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosy
I Dariosy no mpanjakan'ny Mediana. "Ny taona voalohany" dia ilazana ny taona voalohany nahampanjaka azy. DH: "Tamin'ny taona voalohan'ny fitondran'i Dariosy"
# Hisy mpanjaka telo hitsangana
"Hisy mpanjaka telo hitondra eo amin'ny Persia"
# ny fahefatra dia ho mpanefoefo lavitra noho ireo hafa rehetra
"aorian'izy ireo dia hisy mpanjaka fahefatra ho tonga amin-kery izay hanam-bola be noho ireo telo talohany."
# hery
mety ho dikany ny hoe 1) fahefana na 2) herin'ny miaramila
# hamporisika ny olon-drehetra izy
"Hahatonga ny olon-drehetra te hiady izy"