forked from WA-Catalog/plt_tn
853 B
853 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny Daniela 11:1 hatramin'ny 12:4, ilay resahan'i Daniela ao amin'ny toko faha 10 dia miteny aminy izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny marina. Izany dia araka ny nolazainy hataony ao amin'ny 10:20
Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosy
I Dariosy no mpanjakan'ny Mediana. "Ny taona voalohany" dia ilazana ny taona voalohany nahampanjaka azy. DH: "Tamin'ny taona voalohan'ny fitondran'i Dariosy"
Hisy mpanjaka telo hitsangana
"Hisy mpanjaka telo hitondra eo amin'ny Persia"
ny fahefatra dia ho mpanefoefo lavitra noho ireo hafa rehetra
"aorian'izy ireo dia hisy mpanjaka fahefatra ho tonga amin-kery izay hanam-bola be noho ireo telo talohany."
hery
mety ho dikany ny hoe 1) fahefana na 2) herin'ny miaramila
hamporisika ny olon-drehetra izy
"Hahatonga ny olon-drehetra te hiady izy"